Politikà

Tafatafa tamin’i Olga Ramalason

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fironan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) any amin’ny fanoherana ny loholon’i Madagasikara sady sekretera jeneralin’ny antoko, Olga Ramalason. Mampanantena izy ireo fa hanao ny asa…

Tafatafa tamin’i Laurent Rajaonarivelo

« Fifampiraharahana hametrahana vidin-tsolika mirary eo amin’ny fiaraha-monina » Mba azonao ambara fohifohy aminay ve ny amin’ny fitantanana ny vidin-tsolika? Araka ny lalàna 2004-003 dia nohalalahana ny sehatry ny solitany malagasy tamin’ny…

Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?

Sahala ny zava-misy any amin’ny ankamaroan’ny firenena afrikana samihafa, mbola fanamby lehibe eo amin’ny fitantanana ara-demokratika ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy eto Madagasikara. Ao anatin’ny fiomankomanana ny amin’ny anatanterahana ny fifidianana Solombavambahoaka…

Resadresaka tamin’i Noroarisoa Ravaozanany

« Vonona handany vehivavy ny mpifidy » Nitombo an-dalana ny fahazoan’ny vehivavy toerana eny anivon’ny rafitra politika, ka singanina amin’ireny ny ao amin’ny antenimierampirenena, taona vitsivitsy izao. Na izany aza, mbola ilàna…

Fangaraharahan’ny famatsiam-bolan’ny fampielezan-kevitra, mila vahaolana

Na dia heverina aza fa latsa-danja manoloana ny fifidianana filoham-pirenena farany teo ny fifidianana solombavambahoaka ho avy io dia anisan’ny fotoana iray hampiasan’ny kandidà enti-manana mihoampampana, na vola io na…

Raoto

Tsy misy remontada

Naharesy ry zareo tamin’ny lalao mandroso”. Horombahantsika ny fandresena amin’ny lalao miverina», izany no fampanantenana nataon’ny antoko Tim. Nanantena remontada ny antokon-dRavalomanana (ny hoe remontada dia teny fampiasa any amin’ny…

Tafatafa tamin’i CHRISTINE RAZANAMAHASOA

« Na dia ambany aza ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny fifidianana dia voafidy tamin’ny ara-drariny izahay » Anisan’ny tanan’ankavanan’i Andry Rajoelina i Christine Razanamahasoa, ary lany ho filohan’ny Antenimierampirenena izy. Voafidy mora…

Mofo sy lalao: ampy ve izany?

Madagasikara, volana jolay 2019: miasa amim-pilaminana, tsy misedra fahasarotana firy ny governemanta vaovao taorian’ny fifidianana filoham-pirenena, manatanteraka sahady ny asa voasoratra ao anatin’ny drafitrasa ho fisandratan’ny firenena. Nazava ny voka-pifidianana…

Solika : tsy manaiky i Andry Rajoelina

Tsy azo ihodivirana ny fampiasana solika. Singa iray manan-danja tokoa ho an’ny toe-karena izy io. Misy fifanandrinana manodidina ny resaka solika amin’izao fotoana izao. Mihenjan-droa ny tady. Noraisin’ny filohan’ny repoblika…

Tafatafa tamin’i NAINA ANDRIANTSITOHAINA

« Fiaraha-miombon’antoka fa tsy fanampiana, izany no andrasan’i Madagasikara amin’ireo rafitra mpanao tantsoroka ara-teknika sy ara-bola » Manazava ny finiavany hanome ainga vao ny diplomasia malagasy ny ministry ny raharaham-bahiny. Niresaka taminay…