Politika

Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?

Sahala ny zava-misy any amin’ny ankamaroan’ny firenena afrikana samihafa, mbola fanamby lehibe eo amin’ny fitantanana ara-demokratika ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy eto Madagasikara. Ao anatin’ny fiomankomanana ny amin’ny anatanterahana ny fifidianana Solombavambahoaka…

Fangaraharahan’ny famatsiam-bolan’ny fampielezan-kevitra, mila vahaolana

Na dia heverina aza fa latsa-danja manoloana ny fifidianana filoham-pirenena farany teo ny fifidianana solombavambahoaka ho avy io dia anisan’ny fotoana iray hampiasan’ny kandidà enti-manana mihoampampana, na vola io na…

Tafatafa tamin’i CHRISTINE RAZANAMAHASOA

« Na dia ambany aza ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny fifidianana dia voafidy tamin’ny ara-drariny izahay » Anisan’ny tanan’ankavanan’i Andry Rajoelina i Christine Razanamahasoa, ary lany ho filohan’ny Antenimierampirenena izy. Voafidy mora…

Faritra ifanakalozana malalaka (Zlec), atahorana ho mpitazana fotsiny i Madagasikara

Nomarihan’ireo firenena mpikambana amin’ny Vondrona afrikana (UA) tamin’ny fomba ofisialy ny fampiharana ny fifanarahana momban’ny fametrahana ny Faritra ifanakalozana malalaka na Zlec nandritra ny fivoriana natao tao Niamey, renivohitry Niger…

Ady tany : fanontaniana mipetraka ny momba ny Nosy Eparses

Azo lazaina ho toy ny vara-datsaka ho an’ny mpanara-baovao tokoa ilay fanambarana niarahan’ny filoha malagasy Andry Rajoelina sy ny filoha frantsay Emmanuel Macron nanao tamin’ny valan-dresaka nataon’izy ireo ho an’ny…

Fifidianana, mizotra mankany amin’ny fifidianana ben’ny tanàna

Vita iny ny fifidianana solombavambahoaka. Fifidianana ben’ny tanàna no dingana manaraka. Ho tapitra amin’ny volana jolay ny fe-potona iasan’ny ben’ny tanàna. Raha misy fahabangana eo amin’ny toeran’ny ben’ny tanàna dia…

Barean’i Madagasikara, masoivoho voalohan’ny firenena malagasy

Noho ireo soatoavina maha olombelona maro izay raiketany sy ny fahombiazany amin’ny fanambarana ny mpankafy amina fihetsem-po iray sy hambom-pirenena, ho an’ny firenena maro dia zary fitaovan-tserasera mahomby ampiasaina amin’ny…

Asean, ilay fakam-panahy aostronezianina

Fiverenana an-doharano. “Mihevitra ireo izay nanangana ny IEM fa ny ‘fitovitoviana eo amin’ny lafiny kolontsaina’ izay misy eo amin’i Madagasikara sy ny firenena aostronezianina dia toe-java-misy tokony ho fanararaotra amin’ny…

Fantaro ny diplomasia malagasy

Misy sy miandry hatrany ny fanamby politika sy ara-toekarena ary ny fiovan’ny toe-java-misy eran-tany. I Madagasikara manoloana izany dia toa mizotra amin’ny lalana mitondra mankany amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny habaky…

Kandidà tsy miankina, ny didin’ny mahaleo tena

Mahazo laka ny kandidà tsy miankina amin’ny fifidianana rehetra. Taratry ny fihen-danjan’ny antoko politika, nefa safidy sy tetik’ady politika ihany koa. 517 kandidà amin’ny 803 no mahaleo tena amin’ny fifidianana…