Tafatafa

Tafatafa tamin’i Olga Ramalason

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fironan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) any amin’ny fanoherana ny loholon’i Madagasikara sady sekretera jeneralin’ny antoko, Olga Ramalason. Mampanantena izy ireo fa hanao ny asa…

Tafatafa tamin’i Laurent Rajaonarivelo

« Fifampiraharahana hametrahana vidin-tsolika mirary eo amin’ny fiaraha-monina » Mba azonao ambara fohifohy aminay ve ny amin’ny fitantanana ny vidin-tsolika? Araka ny lalàna 2004-003 dia nohalalahana ny sehatry ny solitany malagasy tamin’ny…

Resadresaka tamin’i Noroarisoa Ravaozanany

« Vonona handany vehivavy ny mpifidy » Nitombo an-dalana ny fahazoan’ny vehivavy toerana eny anivon’ny rafitra politika, ka singanina amin’ireny ny ao amin’ny antenimierampirenena, taona vitsivitsy izao. Na izany aza, mbola ilàna…

Tafatafa tamin’i CHRISTINE RAZANAMAHASOA

« Na dia ambany aza ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny fifidianana dia voafidy tamin’ny ara-drariny izahay » Anisan’ny tanan’ankavanan’i Andry Rajoelina i Christine Razanamahasoa, ary lany ho filohan’ny Antenimierampirenena izy. Voafidy mora…

Tafatafa tamin’i NAINA ANDRIANTSITOHAINA

« Fiaraha-miombon’antoka fa tsy fanampiana, izany no andrasan’i Madagasikara amin’ireo rafitra mpanao tantsoroka ara-teknika sy ara-bola » Manazava ny finiavany hanome ainga vao ny diplomasia malagasy ny ministry ny raharaham-bahiny. Niresaka taminay…

Tafatafa tamin’i Kader Irchad Barry

Mangotrakotraka ny hetsika ho an’ny miralenta sy ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny karazana. I Kader Irchad Barry, Mpandrindra nasionaly ny hetsika « Rasoaza » izay notontosain’ny Foibe eoropeana manohana …

Tafatafa tamin’ny Profesora Jeannot Rasoloarison

« Tokony ho teren’ny antokony hanatrika fivoriana ireo solombavambahoaka » Vavolombelon’ny tantaram-pirenena malagasy izy ary iray amin’ireo mpampianatra izany, indrindra ny mikasika ny politika. Ahoana ny fomba hahazoana manamarina ny…

Tafatafa tamin-dRojovola Bora

« Nampiasain’ny mpanao politika ho fitaovana fampanan-karena tampoka ny toerana maha olom-boafidy » ­ Ny momba ny hery hisongadina eny anivon’ny antenimierampirenena, ny isan’ny nirotsaka hofidiana, ny fandraisana andraikitry ny…