Catégorie : <span>Matoan-dahatsoratra</span>

Home Matoan-dahatsoratra
Tsy misy remontada
Article

Tsy misy remontada

Naharesy ry zareo tamin’ny lalao mandroso”. Horombahantsika ny fandresena amin’ny lalao miverina», izany no fampanantenana nataon’ny antoko Tim. Nanantena remontada ny antokon-dRavalomanana (ny hoe remontada dia teny fampiasa any amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, teny espaniola nalaina avy amin’ny matoanteny remontar), izay zary fahazarana ny mampiasa azy ao amin’ny tontolon’ny baolina kitra eoropeanina nanomboka indray alim-pararano...

Article

Mofo sy lalao: ampy ve izany?

Madagasikara, volana jolay 2019: miasa amim-pilaminana, tsy misedra fahasarotana firy ny governemanta vaovao taorian’ny fifidianana filoham-pirenena, manatanteraka sahady ny asa voasoratra ao anatin’ny drafitrasa ho fisandratan’ny firenena. Nazava ny voka-pifidianana solombavambahoaka, vitsy dia vitsy ny tsy fahatomombanana tamin’izany. Enim-bolana taorian’ny fisian’ny fahabangan’ny solombavambahoaka dia miverina mandray ny asany indray ny Antenimierampirenena. Maka ny toerana ihany...