Sélectionner une page
Solika : tsy manaiky i Andry Rajoelina

Solika : tsy manaiky i Andry Rajoelina

Tsy azo ihodivirana ny fampiasana solika. Singa iray manan-danja tokoa ho an’ny toe-karena izy io. Misy fifanandrinana manodidina ny resaka solika amin’izao fotoana izao. Mihenjan-droa ny tady. Noraisin’ny filohan’ny repoblika an-tanana avy hatrany ny famahana ny...