Étiquette : <span>Antenimierampirenena</span>

Home Antenimierampirenena
Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?
Article

Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?

Sahala ny zava-misy any amin’ny ankamaroan’ny firenena afrikana samihafa, mbola fanamby lehibe eo amin’ny fitantanana ara-demokratika ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy eto Madagasikara. Ao anatin’ny fiomankomanana ny amin’ny anatanterahana ny fifidianana Solombavambahoaka eto Madagasikara, dia fantatra tamin’ny fanambarana nataon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), fa tsy misy afa-tsy ny 15%-n’ireo kandidà milatsaka ho fidiana no...

Fangaraharahan’ny famatsiam-bolan’ny fampielezan-kevitra, mila vahaolana
Article

Fangaraharahan’ny famatsiam-bolan’ny fampielezan-kevitra, mila vahaolana

Na dia heverina aza fa latsa-danja manoloana ny fifidianana filoham-pirenena farany teo ny fifidianana solombavambahoaka ho avy io dia anisan’ny fotoana iray hampiasan’ny kandidà enti-manana mihoampampana, na vola io na fitaovana. Manoloana ny resabe ateraky ny ahiahy ny mety tsy fangaraharahan’ny famatsiam-bola ny fampielezan-kevitra, manolotra soso-kevitra hoenti-mamaha ny olana ity mpandinika politika ity. teraka resabe...

Tafatafa tamin’i CHRISTINE RAZANAMAHASOA
Article

Tafatafa tamin’i CHRISTINE RAZANAMAHASOA

« Na dia ambany aza ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny fifidianana dia voafidy tamin’ny ara-drariny izahay » Anisan’ny tanan’ankavanan’i Andry Rajoelina i Christine Razanamahasoa, ary lany ho filohan’ny Antenimierampirenena izy. Voafidy mora foana izy tany amin’ny fari-pifidianana misy azy. Mpikatroka mahatoky izy. Heverina fa ‘valim-piakarana fidinana’ ho azy izao fiverenany ao amin’ny Antenimierampirenena izao. Nihaona taminy izahay,...

Lalàna : sady mandidy no homana ny mpanatanteraka
Article

Lalàna : sady mandidy no homana ny mpanatanteraka

Misy hatrany ny fironan-kevitra ny amin’ny fametrahana ny governemanta manana fahefana kokoa mihoatra amin’ireo antenimiera roa tonta, na inona na inona fitondrana mijoro. Toe-javatra izay miteraka fihenan-kasina amin’ny andraikitra maha parlemantera, ny amin’ny fanatanterahana ny raharaha samihafa mifanoaka amin’ny Lalàmpanorenena. Ny lahateny mampiraraka ivy matetika no tsikaritra eny anivon’ny antenimierampirenena, mandritra ny fotoana hanatanterahana ny...

Fanao mendrika ho an’ny Parlemantera : ohatra 8 fahita maneran-tany
Article

Fanao mendrika ho an’ny Parlemantera : ohatra 8 fahita maneran-tany

Toy ny ahoana ny fomba fifandaminana anatin’ny parlemanta maneran-tany ? Inona no mety hanentana ny olom-boafidy hifandray ? Indro aroso etoana, ohatra valo mety hiteraka fomba fijery vaovao eo anivon’ny antenimierampirenena malagasy. Parlemanta roandey : laharam-pahamehana ny vehivavy Miavaka amin’ny firenena maneran-tany i Rwanda izay entin’i Paul Kagame noho ny toerana manokana omen’izy ireo ny...

Lapan’ny Tsimbazaza, mila fanavaozana
Article

Lapan’ny Tsimbazaza, mila fanavaozana

Hatramin’ny taona 60 no mankaty, dia lasa anjorombala ka tsy mba nisitraka asa fanatsarana na fanavaozana ny lapan’ny demokrasia eny Tsimbazaza, izay foiben’ny antenimierampirenena eto Madagasikara. « Zara raha nisy ny fampitaovana sy kojakoja kely madinidinika nielina, fa ny fanavaozana marina dia mbola any an-kibon’ny omby hatramin’ny Repoblika voalohany, fotoana niorenany », hoy ny fanazavan-dRambeloson Toky, talen’ny...

Antenimierampirenena, mahazo laka ny haizina !
Article

Antenimierampirenena, mahazo laka ny haizina !

Andrimpanjakana voalohany tokony ho fitaratry ny mangarahara ny antenimierampirenena. Mbola mijanona ho tompon-trano mihono anefa ny vahoaka hatreto, na ny mikasika ireo parlemantera mandrafitra izany na ny zava-mitranga marina eo anivony. mifandray amin’ny olona nofidiny hisolontena azy ve ny vahoaka ? Amin’ny alalan’ny inona ? Manao ahoana ny fomba ikirakirain’izy ireo ny volavola sy ny tolo-dalàna...

Tafatafa tamin’ny Profesora Jeannot Rasoloarison
Article

Tafatafa tamin’ny Profesora Jeannot Rasoloarison

« Tokony ho teren’ny antokony hanatrika fivoriana ireo solombavambahoaka » Vavolombelon’ny tantaram-pirenena malagasy izy ary iray amin’ireo mpampianatra izany, indrindra ny mikasika ny politika. Ahoana ny fomba hahazoana manamarina ny fitozoana mankamin’ny fametrahana antenimiera mpanara-maso tokana na anankiroa ? Miankina amin’ny tanjona kendrena izany. Nandritra ny Repoblika faharoa, ny antenimiera mpanara-maso tokana dia nataon’ny Filoha Ratsiraka...

Dingana arahina amin’ny fandaniana lalàna
Article

Dingana arahina amin’ny fandaniana lalàna

Miomankomana ny amin’ny fisafidianana ireo solombavambahoaka 151 hisolontena azy eny anivon’ny antenimierampirenena ny mpifidy ka hiatrika fifidianana ny 27 mey ho avy izao. Fotoana kosa izao hahafahana miresaka ny iray amin’ireo andraikitra fototra ilàna ny parlemantera, dia ny fandaniana lalàna izany. Fanapahan-kevitra iombonan’ny governemanta sy ny parlemanta ny fametrahana lalàna. Matetika dia miainga amin’ny volavolan-dalàna...

Tafatafa tamin-dRojovola Bora
Article

Tafatafa tamin-dRojovola Bora

« Nampiasain’ny mpanao politika ho fitaovana fampanan-karena tampoka ny toerana maha olom-boafidy » ­ Ny momba ny hery hisongadina eny anivon’ny antenimierampirenena, ny isan’ny nirotsaka hofidiana, ny fandraisana andraikitry ny tanora… Manome antsika ny heviny ity mpitsara ity. Manao ahoana ny fahitanao ireo karazan-kery politika misy ao anatin’ny fifidianana Solombavambahoaka ? Voalohany indrindra, tsy azo...