Étiquette : <span>Antenimierandoholona</span>

Home Antenimierandoholona
Fanitsiana ny rafi-panjakana, manjavozavo ny momba ireo antenimiera
Article

Fanitsiana ny rafi-panjakana, manjavozavo ny momba ireo antenimiera

Mety hiteraka fikorontanana eo amin’ny parlemanta sy ny rafi-pahefana misy ny fampanantenana nataon’ny Filoha Rajoelina Andry nandritra ny fampielezan-kevitra dia ny hanafoanany ny antenimierandoholona.. Ady hevitra lalina anefa no mipetraka mialoha ny hamaritana ny amin’ny ilàna na tsia an’io antenimierandoholona io.Anatina rafi-panjakana mpanara-maso ireo mpanatanteraka roa tonta izy io ; rafi-panjakana tokana izay milaza fa...