Étiquette : <span>Fandraisana anjaran’ny vehivavy</span>

Home Fandraisana anjaran’ny vehivavy
Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?
Article

Ny vehivavy sy ny fifidianana solombavambahoaka, omaly tsy miova toa volan-kakafotra ?

Sahala ny zava-misy any amin’ny ankamaroan’ny firenena afrikana samihafa, mbola fanamby lehibe eo amin’ny fitantanana ara-demokratika ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy eto Madagasikara. Ao anatin’ny fiomankomanana ny amin’ny anatanterahana ny fifidianana Solombavambahoaka eto Madagasikara, dia fantatra tamin’ny fanambarana nataon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), fa tsy misy afa-tsy ny 15%-n’ireo kandidà milatsaka ho fidiana no...