Étiquette : <span>Fifandraisana any ivelany</span>

Home Fifandraisana any ivelany
Tafatafa tamin’i NAINA ANDRIANTSITOHAINA
Article

Tafatafa tamin’i NAINA ANDRIANTSITOHAINA

« Fiaraha-miombon’antoka fa tsy fanampiana, izany no andrasan’i Madagasikara amin’ireo rafitra mpanao tantsoroka ara-teknika sy ara-bola » Manazava ny finiavany hanome ainga vao ny diplomasia malagasy ny ministry ny raharaham-bahiny. Niresaka taminay izy mahakasika ny toe-java-misy ankapobeny iainan’ny firenena, ny fanendrena masoivoho vaovao, ny tetikady ara-toekarena ary ny momba ny Nosy Eparses, ilay resaka tsy azo ihodivirana....

Ady tany : fanontaniana mipetraka ny momba ny Nosy Eparses
Article

Ady tany : fanontaniana mipetraka ny momba ny Nosy Eparses

Azo lazaina ho toy ny vara-datsaka ho an’ny mpanara-baovao tokoa ilay fanambarana niarahan’ny filoha malagasy Andry Rajoelina sy ny filoha frantsay Emmanuel Macron nanao tamin’ny valan-dresaka nataon’izy ireo ho an’ny mpanao gazety mahakasika ny Nosy Eparses. « Amin’ny anaran’ny vahoaka malagasy no angatahako amin’ny fomba ofisialy sy ampahibemaso amin’Andriamatoa prezidà (Emmanuel Macron) hitady vahaolana ho an’ny...

Fantaro ny diplomasia malagasy
Article

Fantaro ny diplomasia malagasy

Misy sy miandry hatrany ny fanamby politika sy ara-toekarena ary ny fiovan’ny toe-java-misy eran-tany. I Madagasikara manoloana izany dia toa mizotra amin’ny lalana mitondra mankany amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny habaky ny kaontinanta sy eo amin’ny fisokafana any amin’ny firenena mpiara-miombon’antoka. Ny fitaovam-piadiana diplomatika ananany no tokony hampahavitrika azy amin’izany. Mbola tsy mahomby tanteraka anefa ilay...