Étiquette : <span>Fifidianana</span>

Home Fifidianana
Article

Resadresaka tamin’i Noroarisoa Ravaozanany

« Vonona handany vehivavy ny mpifidy » Nitombo an-dalana ny fahazoan’ny vehivavy toerana eny anivon’ny rafitra politika, ka singanina amin’ireny ny ao amin’ny antenimierampirenena, taona vitsivitsy izao. Na izany aza, mbola ilàna ezaka ny fampitoviana lenta ny lahy sy ny vavy eto amin’ny firenena, ka mitondra ny heviny momba izany Ravaozanany Noroarisoa. Manao ahoana ny fahitanao ny...

Tsy misy remontada
Article

Tsy misy remontada

Naharesy ry zareo tamin’ny lalao mandroso”. Horombahantsika ny fandresena amin’ny lalao miverina», izany no fampanantenana nataon’ny antoko Tim. Nanantena remontada ny antokon-dRavalomanana (ny hoe remontada dia teny fampiasa any amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, teny espaniola nalaina avy amin’ny matoanteny remontar), izay zary fahazarana ny mampiasa azy ao amin’ny tontolon’ny baolina kitra eoropeanina nanomboka indray alim-pararano...

Kandidà tsy miankina, ny didin’ny mahaleo tena
Article

Kandidà tsy miankina, ny didin’ny mahaleo tena

Mahazo laka ny kandidà tsy miankina amin’ny fifidianana rehetra. Taratry ny fihen-danjan’ny antoko politika, nefa safidy sy tetik’ady politika ihany koa. 517 kandidà amin’ny 803 no mahaleo tena amin’ny fifidianana solombavambahoaka izay ho avy. Efa nampoizina ihany fa harefo ny antoko politika amin’ity fifidianana ity, nefa lalina tanteraka ny hadirin’ny lavaka misy azy ireo. Raha...