Étiquette : <span>Fiovaovan’ny toetr’andro</span>

Home Fiovaovan’ny toetr’andro
Ady amin’ny fiovan’ny toetrandro, mila fandrindrana
Article

Ady amin’ny fiovan’ny toetrandro, mila fandrindrana

Samy iharan’ny vokatry ny fiovaovan’ny toetrandro avokoa ny faritra rehetra eto Madagasikara ankehitriny. Ekena fa tsy mitovy arakaraka ny faritra ny hadirin’ny lanjan’ny fiantraikany sy ny fahatsapana ny fahavoazana mety haterany. Na izany aza dia hita fa tena ilaina maika ny mampihatra politika entina miady amin’ny fiovan’ny toetrandro sy hampifanaraka ny zavatra atao amin’ny fiovan’ny...