Étiquette : <span>Harena voajanahary</span>

Home Harena voajanahary
Ny fahamaroan’aina voajanahary eto Madagasikara, dimy taona ialana amin’ny loza !
Article

Ny fahamaroan’aina voajanahary eto Madagasikara, dimy taona ialana amin’ny loza !

Misahotaka ny manampahaizana ara-tsiansa satria mihavery ny harena voajanahary eto Madagasiraka. Tandindomin-doza ny lazan’i Madagasikara amin’ny maha ivon’ny toerana ivangongon’ny harena voajanahary sy amin’ny maha ivon’ny toerana iarovana ny harena voajanahary azy, raha toa ka tsy misy fepetra faran’izay henjana raisina ho fiarovana azy ireo. Madagasikara dia tsy hoe sahan-karena voajanahary fe harena voajanahary fotsiny...