« Na dia ambany aza ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny fifidianana dia voafidy tamin’ny ara-drariny izahay » Anisan’ny tanan’ankavanan’i Andry Rajoelina i Christine Razanamahasoa, ary lany ho filohan’ny Antenimierampirenena izy. Voafidy mora foana izy tany amin’ny fari-pifidianana misy azy. Mpikatroka mahatoky izy. Heverina fa ‘valim-piakarana fidinana’ ho azy izao fiverenany ao amin’ny Antenimierampirenena izao. Nihaona taminy izahay,...