Étiquette : <span>Kandidà mahaleo tena</span>

Home Kandidà mahaleo tena
Kandidà tsy miankina, ny didin’ny mahaleo tena
Article

Kandidà tsy miankina, ny didin’ny mahaleo tena

Mahazo laka ny kandidà tsy miankina amin’ny fifidianana rehetra. Taratry ny fihen-danjan’ny antoko politika, nefa safidy sy tetik’ady politika ihany koa. 517 kandidà amin’ny 803 no mahaleo tena amin’ny fifidianana solombavambahoaka izay ho avy. Efa nampoizina ihany fa harefo ny antoko politika amin’ity fifidianana ity, nefa lalina tanteraka ny hadirin’ny lavaka misy azy ireo. Raha...