Étiquette : <span>Karama</span>

Home Karama
Fikaramana, adihevitra mahakasika ny fisondrotan-karama
Article

Fikaramana, adihevitra mahakasika ny fisondrotan-karama

Anisan’ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny repoblika nandritra ny fampielezan-kevitra ny fisondrotan-karama. Nasondrotra ny karama farany ambany isam-bolana andraisana mpiasa eto Madagasikara. Maro ny vokatra naterak’izany. Zomà 31 mey 2019. Manoloana ny vavahadiben’ny faritra afaka haba iray eny Tanjombato izay natokana ho an’ny orinasan’ny tao-java-baventy eto an-drenivohitra. Manondro amin’ny dimy hariva ny oram-pamataranandro. Faran’ny volana ny andro....

Antenimierampirenena, mahazo laka ny haizina !
Article

Antenimierampirenena, mahazo laka ny haizina !

Andrimpanjakana voalohany tokony ho fitaratry ny mangarahara ny antenimierampirenena. Mbola mijanona ho tompon-trano mihono anefa ny vahoaka hatreto, na ny mikasika ireo parlemantera mandrafitra izany na ny zava-mitranga marina eo anivony. mifandray amin’ny olona nofidiny hisolontena azy ve ny vahoaka ? Amin’ny alalan’ny inona ? Manao ahoana ny fomba ikirakirain’izy ireo ny volavola sy ny tolo-dalàna...