Étiquette : <span>OMH</span>

Home OMH
Tafatafa tamin’i Laurent Rajaonarivelo
Article

Tafatafa tamin’i Laurent Rajaonarivelo

« Fifampiraharahana hametrahana vidin-tsolika mirary eo amin’ny fiaraha-monina » Mba azonao ambara fohifohy aminay ve ny amin’ny fitantanana ny vidin-tsolika? Araka ny lalàna 2004-003 dia nohalalahana ny sehatry ny solitany malagasy tamin’ny fiantombohan’ny taona 2000. Vokatry ny fisondrotan’ny vidin-tsolika tsy an-kijanona teo amin’ny tsena anatiny anefa dia nanomboka niditra an-tsehatra teo amin’ny fitantanana ny fanjakana tamin’ny taona...