La campagne de sensibilisation pour la promotion du genre et la lutte contre les violences basées sur le genre bat son plein. Kader Irchad Barry, Coordinateur national de la campagne « Rasoaza », mise en œuvre par le Centre européen d’appui électoral nous donne son avis.
Étiquette : <span>Rasoaza</span>
Herisetra mifototra amin’ny karazana, aoka izay ny kolontsainan’ny fahanginana
Ny firesahana mahakasika ny herisetra atao amin’ny vehivavy sy ny zazavavy dia heverina matetika fa fady eto Madagasikara; tsy tenitenenina kanefa manapoizina ny fiaraha-monina na koa mampiadana na mampihisatra mihitsy ny firosoana mankany amin’ny fandrosoana. Firy no isan’izy ireny? Firy ireo vehivavy izay mijaly amim-pahanginana noho ny ataon’ny vadiny? Firifiry ireo izay voatery mikombom-bava satria...
Tafatafa tamin’i Kader Irchad Barry
Mangotrakotraka ny hetsika ho an’ny miralenta sy ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny karazana. I Kader Irchad Barry, Mpandrindra nasionaly ny hetsika « Rasoaza » izay notontosain’ny Foibe eoropeana manohana ny fifidianana no milaza ny heviny amintsika. Ahoana no fahitanao ny VBG eto Madagasiakara amin’ny ankapobeny? Ny Fanadihadiana nasionaly momba ny fanarahana ny maridrefin’ny Tanjon’ny...