« Nampiasain’ny mpanao politika ho fitaovana fampanan-karena tampoka ny toerana maha olom-boafidy » Ny momba ny hery hisongadina eny anivon’ny antenimierampirenena, ny isan’ny nirotsaka hofidiana, ny fandraisana andraikitry ny tanora… Manome antsika ny heviny ity mpitsara ity. Manao ahoana ny fahitanao ireo karazan-kery politika misy ao anatin’ny fifidianana Solombavambahoaka ? Voalohany indrindra, tsy azo...