Étiquette : <span>TIM</span>

Home TIM
Tafatafa tamin’i Olga Ramalason
Article

Tafatafa tamin’i Olga Ramalason

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fironan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) any amin’ny fanoherana ny loholon’i Madagasikara sady sekretera jeneralin’ny antoko, Olga Ramalason. Mampanantena izy ireo fa hanao ny asa maha vatomizàna ny mpanohitra araka ny tokony ho izy amin’ny fanaraha-maso ny fomba fiasan’ny governemanta. « Diso fanantenana tanteraka izahay» Ahoana no fahitanao iny vokatra...

Tsy misy remontada
Article

Tsy misy remontada

Naharesy ry zareo tamin’ny lalao mandroso”. Horombahantsika ny fandresena amin’ny lalao miverina», izany no fampanantenana nataon’ny antoko Tim. Nanantena remontada ny antokon-dRavalomanana (ny hoe remontada dia teny fampiasa any amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, teny espaniola nalaina avy amin’ny matoanteny remontar), izay zary fahazarana ny mampiasa azy ao amin’ny tontolon’ny baolina kitra eoropeanina nanomboka indray alim-pararano...