Étiquette : <span>Vondronan’ny mpandraharaha ara-tsolika eto Magadasikara (GPM)</span>

Home Vondronan’ny mpandraharaha ara-tsolika eto Magadasikara (GPM)
Solika : tsy manaiky i Andry Rajoelina
Article

Solika : tsy manaiky i Andry Rajoelina

Tsy azo ihodivirana ny fampiasana solika. Singa iray manan-danja tokoa ho an’ny toe-karena izy io. Misy fifanandrinana manodidina ny resaka solika amin’izao fotoana izao. Mihenjan-droa ny tady. Noraisin’ny filohan’ny repoblika an-tanana avy hatrany ny famahana ny olana. Misy tandindom-pifandonana ao an-tsaham-pihariana. Tsy ho mora ny hibata fandresena. anaty tebiteby no nanarahan’ny mpamily ny vidin-tsolika eny...